| Teny iditra | mitsikilo (tsikilo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|