Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mi
tsi
ky
(
tsi
ky
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly
[
1.1
]
To smile
[
1.7
]
Sourire
[
1.8
]
Ohatra
1
Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa
mitsiky
kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony.
[
2.324
]
2
Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na
nitsiky
kely akory toy ny fanaony.
[
2.470
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsiky
Ny lasa :
nitsiky
Ny hoavy :
hitsiky
Filaza mandidy :
mitsi
ki
a
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20