| Teny iditra |
mitsilo
(tsilo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
|
| | To light the way; to look for something with a light [1.7]
|
| | éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
|
| Ohatra | Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsilo |
| Ny lasa : |
nitsilo |
| Ny hoavy : |
hitsilo |
| Filaza mandidy : |
mitsilova |
|
|