| Teny iditra | mitsimbadika (tsimbadika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|