| Teny iditra | mitsimoka (tsimoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1] | |||||||
| Mitsiry [1.13] | |||||||
| Bourgeonner, germer [1.13] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra | Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|