|
|
|
|

Teny iditra mitsinaka (tsinaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mibontsina (kibo): Mitsinaka erỳ ny kibon' iny lehilahy iny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsinaka
Ny lasa : nitsinaka
Ny hoavy : hitsinaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05