|
|
|
|

Teny iditra mitsindrantsindrana (tsindrantsindrana)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 (volo) Tsy milamina, misy mitsingatotra na mitsangantsangana
Mipelipelika, tsy mahatombin-tsirakafa manketsy mankeroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05