| Teny iditra | mitsingatotra (tsingatotra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Natosiky ny namany Ibalita ka nitsingatotra [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|