|
|
|
|

Teny iditra mitsiratsiraka (tsiratsiraka (tsiraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
 Avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsiratsiraka
Ny lasa : nitsiratsiraka
Ny hoavy : hitsiratsiraka
Tovy hevitra mitsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20