|
|
|
|

Teny iditra mitsirendrena (tsirendrena (rendrena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mivezivezy mankatsy mankaroa toy ny olona mbola rendremana amin' ny torimaso [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsirendrena
Ny lasa : nitsirendrena
Ny hoavy : hitsirendrena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20