| Teny iditra | mitsirika (tsirika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an' i Dada teo Rakoto Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan' andro ny Dokotera Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|