| Teny iditra | mitsiriritra (tsiriritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo [1.1] | |||||||||
| To covet [1.7] | |||||||||
| Convoiter; désirer vivement [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ...
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|