Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mitsiry
(
tsi
ry
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitsimoka:
Vao mitsiry ny ahitra ka aza hosenareo toy izao
Manomboka ho be:
Vao nitsiry ny hareny no nitranga ny loza
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsiry
Ny lasa :
nitsiry
Ny hoavy :
hitsiry
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20