| Teny iditra | mitsitra (tsitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|