|
|
|
|

Teny iditra mitsoboka (tsoboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1]
Ohatra nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita [2.357]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsoboka
Ny lasa : nitsoboka
Ny hoavy : hitsoboka
Filaza mandidy : mitsoboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30