| Teny iditra | mitsonika (tsonika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin' ny masoandro ny menaka (ratra na fery) Mitsiranorano, mitete nana: Mitsonika indray ilay fery amin' ny tongony [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|