| Teny iditra | mitsontsorika (tsontsorika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan' ny marary ~ Mitsontsorika ny rambon' omby Midina, misolampy, mandry soroka: Araho tsara iny lalan-kely mitsontsorika iny dia ho tonga any amin' ny halehanao ianao Manorika, mikoriana manaraka ny rindrina (rano), manaraka ny takolaka (ranomaso): Nitsontsorika ny ranomasony raha vao nandre ny voina nihatra tamin-dreniny izy Mianjera ka ny loha no mandeha aloha: Niondrika teo amoron-kady izy ka nitsontsorika tany anaty tevana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tohi-kevitra | mideza | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|