| Teny iditra | mitsopaka (tsopaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|