| Teny iditra | mitsorika (tsorika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| ( manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano
Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | manorika | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|