|
|
|
|

Teny iditra mitsotaka (tsotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr' izy ireo nitsotaka tao anaty fotaka mandrevo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsotaka
Ny lasa : nitsotaka
Ny hoavy : hitsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05