| Teny iditra | mitsotra (tsotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. / Mitsotra ambony ahitra Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra Miteny milaza ny marina tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsotra | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Mitsoka: mitsotra anjombona [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|