| Teny iditra |
mivady
(vady)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
milely
[1.78]
|
| | Miray Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1]
|
| | Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3]
|
| | S'accoupler, se marier [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivady |
| Ny lasa : |
nivady |
| Ny hoavy : |
hivady |
| Filaza mandidy : |
mivadia |
|
|
| Teny iditra |
mivady
(vady)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1]
|
| | Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable:
Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~
Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivady |
| Ny lasa : |
nivady |
| Ny hoavy : |
hivady |
|
|