|
|
|
|

Teny iditra mivaikavaika (vaikavaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mivozavoza, midrahodraho, mitaraiky: Mbà mailaka fa aza dia mivaikavaika toy izao re ianao e! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivaikavaika
Ny lasa : nivaikavaika
Ny hoavy : hivaikavaika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05