|
|
|
|

Teny iditra mivala (vala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy fefy manodidina: Efa mivala ve ny ombinareo? [1.1]
 être entouré [1.3, 1.196]
 être séparé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivala
Ny lasa : nivala
Ny hoavy : hivala

Teny iditra mivala
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manaraka ny lalan-drano [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20