| Teny iditra | mivalandotra (valandotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandry mitsilany ka mivalampatra ny tongotra sy ny tanana, mitsotra, miampatra: Mivalandotra eo ambony ahitra ilay mpangataka fa noana angamba! [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|