|
|
|
|

Teny iditra mivalo (valo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be [1.1]
 To divide into eight [1.2]
 être partagé en huit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalo
Ny lasa : nivalo
Ny hoavy : hivalo
Filaza mandidy : mivaloa

Teny iditra mivalo (valo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo [1.1]
 Se repentir, demander pardon, s'excuser [1.3]
Ohatra Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay! [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalo
Ny lasa : nivalo
Ny hoavy : hivalo
Filaza mandidy : mivaloza

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16