| Teny iditra | mivalona (valona) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Miforitra milamina tsara: Efa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony Tehirizina na atokana ho an' ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona [1.1] | |||||||
| Plié [1.13] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|