| Teny iditra | mivanavana (vanavana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misokatra mitanatana be mihitsy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mivañavaña | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Tanala] Mitaredretra, mivanaka, mitavozavoza [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|