|
|
|
|

Teny iditra mivangongo (vangongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitangorona miavoavo amin' ny toerana iray: Jereo ireto tantely mivangongo manodidina ny mpanjakany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivangongo
Ny lasa : nivangongo
Ny hoavy : hivangongo
Filaza mandidy : mivangongoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05