| Teny iditra | mivaroraka (varoraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miboraka sy mivaha: Mivaroraka ny pataloan' io zaza io Vaky ka miely miparitaka: Mivaroraka ny tsinain' ilay alika voahitsahy ny aotomobilina Kivy ka very hevitra: Nivaroraka izy nahare izany vaovao ratsy izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|