| Teny iditra | mivarotra aina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mivarotra, aina | |
| Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | ||
| To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | ||
| Tovy hevitra | manao aina tsy ho zavatra ~ mitono aina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
|