|
|
|
|

Teny iditra mivatsy (vatsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
 To take along provisions for a journey [1.7]
 Prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivatsy
Ny lasa : nivatsy
Ny hoavy : hivatsy
Filaza mandidy : mivatsia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20