| Teny iditra |
mivelona
(velona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
|
| | To live by something; to live in a certain condition [1.7]
|
| | Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
|
| Ohatra | Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny".
[2.471]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivelona |
| Ny lasa : |
nivelona |
| Ny hoavy : |
hivelona |
| Filaza mandidy : |
miveloma |
|
|