|
|
|
|

Teny iditra miveraka (veraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1]
 S'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miveraka
Ny lasa : niveraka
Ny hoavy : hiveraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20