| Teny iditra | mivezimbezina (vezimbezina (vezina)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mivembèna, mitsivembena; mirondròna, mirepirepy: Jereo kely ange ity olona mamo fa mivezimbezina eran' ny arabe e! [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/05/30 |
|