| Teny iditra | mivezina (vezina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mirona, miverina amin' ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian' ny fandalovan' ny rivotra [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|