| Teny iditra | mivihivihy (vihivihy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka: Omeo akanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy erỳ ity izy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mivihivihy (vihivihy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Tambahoaka] Mibanjina [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|