| Teny iditra | mivikiviky (vikiviky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra [1.1] | |||||||||
| [Tambahoaka] Mavitrika [1.78] | |||||||||
| Aller lestement, rondement [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|