|
|
|
|

Teny iditra mivilana (vilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy mahitsy tsara fa misompirana: Mivilana ity rindrina ity izany [1.1]
 To be crooked, to be warped [1.7]
 être courbé, être tordu [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivilana
Ny lasa : nivilana
Ny hoavy : hivilana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20