|
|
|
|

Teny iditra mivily (vily)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
 To turn aside, to go astray [1.7]
 Se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivily
Ny lasa : nivily
Ny hoavy : hivily
Filaza mandidy : mivilia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20