|
|
|
|

Teny iditra mivindina (vindina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mivonto, mibontana (vokatry ny kapoka na voadonan-javatra na nokaikerim-biby): Nivindina ny molony nokaikerin' ny tantely [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivindina
Ny lasa : nivindina
Ny hoavy : hivindina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05