| Teny iditra | miviona (viona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Lasa mihodivitra, mibolidy; mibirioka [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mivioña | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Sihanaka, Tanala] Mivaona, maneno toy ny renitantely mandalo na miserana [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|