|
|
|
|

Teny iditra mivivitra (vivitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Voaray amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; misintontsintona; (teny) voatsongo izay roritina mba hiadiana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivivitra
Ny lasa : nivivitra
Ny hoavy : hivivitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05