| Teny iditra | mivoaka (voaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |
|