| Teny iditra | mivoky (voky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihinana araka izay tiana, miala fo: Nivoky tsara izy vao nandeha [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mivoky | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Masikoro] Miolomay, mihazakazaka mafy [2.606] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
|