| Teny iditra | mivongady (vongady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|