|
|
|
|

Teny iditra mivongika (vongika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika voasary tsy eran' ny aina ity zaza ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivongika
Ny lasa : nivongika
Ny hoavy : hivongika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05