|
|
|
|

Teny iditra mivorovoro (vorovoro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivorovoro
Ny lasa : nivorovoro
Ny hoavy : hivorovoro

Teny iditra mivorovoro (vorovoro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] Tafavory tsy nampoizina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/07