| Teny iditra | mivotrovotro (votrovotro) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mamorofotra, mibontsimbontsina mitapelaka: Mivotrovotrony tarehiny Mandrotsirotsy, marokoroko: Tsara hanaovana fonom-boky ity taratasy mivotrovotro ity [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|