|
|
|
|

Teny iditra mivoy (voy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
 To paddle a canoe, to row a boat [1.7]
 Pagayer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivoy
Ny lasa : nivoy
Ny hoavy : hivoy
Filaza mandidy : mivoiza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20